|
|
|
|

Entry1  metroka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza tarehy mivindimbidina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy izao
Manankarena, komohina: Raha tsy metrokave izy, hahavidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny
Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Vahoaka metroka

Anagrams  4  aketrom, metroka

Updated on 2020/07/31