Entry metatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Halavan-drefy vahiny mitovy amin' ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty efitra ity
¶ Hazo na lamba misy marika mitovy halava amin' io refy voalaza eo ambony entina handrefesana: Very ny metatro fa ampindramo kely ny anao aho [Rajemisa 1985]
Explanations in English a meter [Hallanger 1973]
Explanations in French mètre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Origin French: mètre.
Examples 
1Roapolo, hono, ny metatra tamin' ilay lamba. [Andraina: Mitaraina, page 119]
2Io no tetezana, foana arofanina, Angamba efapolo metatra halava, Hamitana zavatra iray nomanina, Zavatra tsy mora tantarain' ny vava. [Andraina: Sahabe, page 2]

Updated on 2020/07/31