Entry merika (erika)
Part of speech adjective
Malagasy definition Avy orana madinidinika tsy miato: Merika ny andro omaly ka tsy maina ny lamba ~ Meri-dava any anaty ala [Rajemisa 1985]
English definition drizzly (weather): Merika ny andro (It's a drizzly day) [Hallanger 1973]
French definition temps qui bruine, pluvieux: Merika ny andro (Il tombe du crachin, il bruine) [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Quotes 

Entry merika
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-kazo fanaovana tady ny hodiny [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

2017/06/18