Entry menomenona (menona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menomenona eo [1.1]
Examples Ny olona be menomenona na mampitranga ny lelany no ompana amin' ny [...] [1.519]
Derivatives 
Synonyms menimenina
Compound words 
Analogs  menomenom-po ~ afaka menomenom-po
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/03/02