Entry | 1 menavazana |
Elementary words | 2 mena, vazana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy |
Explanations in English |
5 [1.7] old soldiers |
Explanations in French |
6 [1.8] anciens combattants, vétérans |
Examples |
7 Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato. [2.472] |
Analogs | 8 bekotromaroholatra |
Compound words |
|
Updated on 2023/04/16 |