Entry (1/2) | 1 mazaotra |
Root | 2 zaotra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahia, kaozatra, tsisy nofo: Olona mazaotra Tsy matevina, manify: Ala mazaotra |
Explanations in French |
5 [1.196] Dégarnie, trop claire, en parlant de la forêt |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 8 mazaotra |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Sihanaka]
misoratsoratra |
Anagrams | 11 atarazom, maozatra, mazaotra |
Updated on 2023/08/11 |