Entry (1/2) | 1 mazana |
Root | 2 hazana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka]
[mazaña] mafy 5 [1.1] Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý Tsy azo ifanarahana |
Explanations in French |
6 [1.3#439] dur, très sec intraitable, incorrigible |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 8 mazàna |
Part of speech | 9 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka]
[mazaña] matetika 11 [1.1] Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra |
Explanations in English |
12 [1.7] frequently, usually |
Explanations in French |
13 [1.3#439] qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent) 14 [1.8] souvent, d'habitude |
Anagrams | 15 mazana, mazàna, zamana |
Updated on 2023/01/20 |