|
|
|
|

Entry1  mavozo
Root  2  vozo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  antitra [Sihanaka, Taisaka] [1.78]
5  osa [Taisaka] [1.78]
6  sarotahotra [Sakalava] [1.78]
7  reraka, sasatra, tsy ampy hery, kanosa [Sihanaka] [1.78]
8  osareraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha
9  (taloha) midonanapoana, tsy miasa [1.1]
Explanations in French  10  faible, débile, fatigué [1.3]
11  vozo [Tankarana] [1.19]
Examples  12  tsy mba manatrika fa mitoe-dahy mavozo; [2.69#]
13  tsy fotoanin-dahy ratsy, tsy sakin-dahy mavozo; [1.406#]
Synonyms  14  mavozovozo

Updated on 2023/03/08