|
|
|
|

Entry (1/2)1  mavoina
Root  2  mavo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao tsinontsinona: Tsy manaiky aho fa nomavoiny teo imasom-bahoaka
Explanations in French  5  [1.3#439] Qu’on rend jaunâtre, brun, rendu brun ; méprisé, décrié
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  hamavoina
Analogs  11  esoina, tebahina, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina, bokabokaina, afokaina, vasohina
Compound words 
Anthroponyms 

Entry (2/2)15  mavoina
Root  16  voina
Part of speech  17  adjective
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Voan' ny loza, tra-boina
Explanations in French  19  [1.3#848] atteint par le malheur

Anagrams  20  avoanim, iavonam, ivaonam, maivano, manavoy, mañovay, mavoina, miavona, miavòna, mivaona, mivoana, voamany

Updated on 2024/12/07