| Entry | 1 mavesatre |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 [Tanala] bevohoka, vehivavy mitondra ny vokatry ny firaisany amin'ny lehilahy: K'aja misakilo homaña amin'ny mavesatre sandre maty voky (aza mifaninana amin'ny bevohoka sao matin-kavokisana)
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|