| Entry | 1 mavao |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 [Tanala] masiso
[1.78] 4 Ratsy fofona, manomboka ho simba, mihasimba, miharatsy: Efa mavao izany divay izany 5 Jereo maimbo [1.1] |
| All compound words | 6 korana tsy mavao |
| Anagrams | mavao, 7 mavoa |
| Updated on 2026/02/04 |
|