Entry | maty ho azy | |
Elementary words | maty ; ho ; azy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Maty tsy novonoin' ny sasany na niharan-doza fa nindaosin' ny fahafatesana toy ny manana aina rehetra tapitra andro [1.1] | |
Explanations in French | Mort d'une mort naturelle [1.3] | |
Updated on 2023/05/20 |