Entry | 1 maty an-karanana |
Elementary words | 2 maty, haranana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny atody tsy foy na dia efa namantsika aza |
Explanations in English |
5 [1.7][maty an-karanany] dead in the shell; come to naught, never got going |
Explanations in French |
6 [1.8][maty an-karanany] projet avorté, mort dans l'oeuf |
Updated on 2023/10/28 |