Entry matso
Part of speech noun
Malagasy definition Filahara-miaramila manao fanazaran-tena
¶ Famindran' ny miaramila eo anoloan' ny lehibeny na ny manampahefana [Rajemisa 1985]
English translation a military revue [Hallanger 1973]
French translation revue militaire [Hallanger 1974]
Derivations 
Origin English: march.
Quotes 

Updated on 2020/07/31