Entry matsilo (tsilo)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahira-maso fatratra, mahita zavatra faran' ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahita lava-panjaitra amin' izao takariva izao
Mahira-tsaina, mahadinika [1.1]
Explanations in French Qui a la vue perçante [1.3]
Examples 
1Manan-tsaina matsilo anefa. [1.381]
2Matsilo ny sainy, mafana ny fony, Mikaroka mafy tsy mety mitony. [1.437]
Compound words 

Entry matsilo
Part of speech noun
Explanations in French (toute l'île) (de tsilo : épine). Nom général des végétaux armés d'épines. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/10/04