Entry | matsatsara | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Malemy fanahy: zatovo matsaratsara [1.78] | |
Entry | matsatsara | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Tanala] Mahafinaritra: Matsatsara ny mideba sambo [1.78] | |
Updated on 2020/07/31 |