Entry matoantenin' ny mpanao
Elementary words matoanteny ; mpanao
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Raha ny olona na zavatra manao ny asa no atao teny lazaina, dia atao hoe "matoantenin' ny mpanao" no anaran' ny matoanteny. Ohatra: milalao ny ankizy ; mampirehitra afo Isambilo [1.146]
Explanations in English Active verb [1.26]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/11