Entry matesa anie aho alohanao (faty, aho, loha)
Part of speech expression
Malagasy definition teny fanaon' ny efa zokinjokiny hanehoany ny fitiavany ny zanany na izay zaza tiany [Rajemisa 1985]
French definition litéralement: que je meure avant vous; figuré: vivez longtemps [Abinal 1888]
Vocabulary 

2012/07/23