Entry (1/2) | 1 masy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka, Tanala, Tanosy]
marikivy 4 [1.78] [Taisaka, Tanosy] mamy sira 5 [1.78] [Tanala] makirana |
Explanations in English |
6 [1.2] masina |
Other spellings | 7 masina |
Entry (2/2) | 8 masy |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Taisaka]
manana hery, manana hasina 11 [1.1] Manan-kasina, manan-jo |
Explanations in French |
12 [1.196] (déformation très fréquente de masina). Racine à partir de laquelle sont formés les noms des spécialistes empiriques du traitement par les plantes : suivant les régions : mpimasy (Merina, Betsileo), omasy (Bara), ombiasy (Sakalava, Mahafaly, Tandroy), masilahy [Betsileo]
13 [Bara] 14 [Sakalava] 15 [Mahafaly] |
Derivatives |
|
Anagrams | 17 asim, isam, masi, masy, misa, misà, saim, samy, sima |
Updated on 2022/05/05 |