Entry masim-bava
Elementary words masina ; vava
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona maminavina zavatra ka matetika tanteraka izay lazainy [1.1]
Examples Vitan' olona mafilahy mana-tsaina atahorana raha manao firavava fa masimbava. [1.381]

Updated on 2023/06/14