Entry Masikoro
Part of speech name (ethnonym)
Malagasy definition Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena [Rajemisa 1985]
French definition  [Tankarana] habitant de l'intérieur. [David 1952 (takila M)]
 nom d'une population du sud-ouest de Mad [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Analogues  Sakalava ~ Vezo
Tables and plates Dialectal words
Examples 
1Izay no nahatonga ilay anarana hoe Vezo sy ny Masikoro. [Razafiarivony: Harivolana]
2Ny Masikoro na Antifiherenana no foko lehibe ao Fiherenana. [Randriamamonjy: Tantara]
Quotes 

Updated on 2020/04/08