Entry | maseva | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Korintsana natao tamin' ny kitapo kely madinika norarina izay natambatra nofehezina ka entina mandihy: mikorintsana aoka izany izy rehefa manao fihetsehana ny tanana na ny tongotra, (Misy koa aza ahodidina ny andilana toy ny fehikibo) [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |