|
|
|
|

Entry1  masaisay
Root  2  saisay
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindrona: Masaisay ny vatovary raha tsapaina
5  Maraorao, masaosao
6  Handatra maisatra: Masaisay ny kaky manta [1.1]
7  tsy malama [1.13]
Explanations in French  8  rĂȘche [1.13]
Examples  9  Maina sy mangirana ny hodiny ary toa vato fisaka ny tongony, toa kapa vita ho azy ny hatevenan' ny faladiany, kitroina toa vatokely ny tonon-dratsany ary masaisay by felatanany. [2.470]
Analogs  10  1.1=Masaosao=malailay=maraorao=mivoho-mamba=marokoroko

Updated on 2023/01/05