Entry marolongo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an' ilay namono ny namany; somary volombatolalaka, misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka) [1.1]
Explanations in French  [Tankarana] Nom d'une espèce de serpent. [1.19]
Vocabulary 
Synonyms marorazana ~ maroandavaka

Updated on 2020/07/31