Entry | 1 maritra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e! Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra |
Examples |
4 Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra. [2.424#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 6 marimaritra |
Analogs | 7 afa-dranom-panala, mangorovitsika |
Compound words |
|
Anagrams | 10 iratram, maratry, maritra, miratra, ratraim |
Updated on 2023/10/20 |