Entry | 1 maritiora |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana |
Explanations in English |
4 [1.7] a martyr |
Explanations in French |
5 [1.8] martyr |
Vocabulary |
6 Religions, Beliefs |
Updated on 2020/07/31 |