|
|
|
|

Entry (1/2)1  marirana (rirana)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra 4  Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka [1.1]
Examples  5  Tahaka ny saingona ka ny anarana no matavy fa ny tena mahia sy marirana. [2.346#12]
Derivatives 
6  Adjectives :

Entry (2/2)7  marirana
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Botany
Explanations in French  10  (sens général : avoir des côtés ou des angles en saillie, allusion aux côtes de la tige) Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Nom cité par Dandouau. Voir aussi vahimarirana. [Sakalava] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  12  manarira, manarirà, marirana, mirarana

Updated on 2023/01/20