|
|
|
|

Entry (1/3)1  marenina
Root  2  renina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io
5  Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]
Explanations in English  6  deaf [1.7]
Explanations in French  7  sourd [1.3, 1.8, 1.5]
8  dur d'oreille [1.3]
Examples  9  ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina. [2.470]
10  Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany. [2.471]
11  Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza; [2.69]
Vocabulary  12  Health
Compound words 

Entry (2/3)17  marenina
Root  18  renina
Part of speech  19  adjective
Explanations in Malagasy  20  mamono sofina, manentsin-tadiny [1.1]
Explanations in French  21  insensible [1.5]

Entry (3/3)22  marenina
Root  23  renina
Part of speech  24  adjective
Explanations in French  25  enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro [1.3]
26  lente à se chauffer, se dit d’une marmite [1.3]
Examples  27  marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]

Anagrams  28  mañeriña, marenina, menarina

Updated on 2023/06/05