Entry | 1 marena tokantrano |
Elementary words | 2 marèna, tokantrano |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana |
Explanations in English |
5 [1.2] may your home life be true (a form in saluting newly married people) |
Vocabulary |
6 Forms of Address |
Updated on 2023/08/20 |