Entry maratra (ratra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Misy voaniavatra na rangotra ka niendaka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin' izy nianjera ta. min' ny bisikileta
¶ Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin' ny vary be menâky ry Ingahy Rainikoto [Rajemisa 1985]
English translation wounded, injured [Hallanger 1973]
French translation être blessé, meurtri [Hallanger 1974]
Quotes 

Entry maratra
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Sihanaka] simba [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31