Entry marary ovana
Elementary words marary ; ovana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Valaka sy malemilemy ny nofo aman-tsaina noho ny havizanana na eritreritra na tebiteby; tsy matanjaka, mitsingoana [1.1]

Updated on 2023/04/16