Entry marani-tsaina
Elementary words maranitra ; saina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra [1.1]
Examples nefa raha tsy mpianatra tena maranitsaina tokoa, dia tsy antonona ny hankany. [2.332]
Proverbs 

Updated on 2023/05/25