|
|
|
|

Entry1  marani-tsaina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  mahataka-javatra sy haingam-piheverana amin' ny mety hatao; matsilo saina, malaky mahataka-javatra [1.1]
Examples  4  nefa raha tsy mpianatra tena maranitsaina tokoa, dia tsy antonona ny hankany. [2.332#]
Elementary words  5  maranitra, saina
Proverbs  6  Proverbs containing the word marani-tsaina

Updated on 2023/05/25