Entry maody
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
¶ Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [Rajemisa 1985]
English definition   suspicious, apprehensive [Hallanger 1973]
French definition   soupçonneux, méfiant [Hallanger 1974]
Derivations  
Synonyms   maodimaody
Quotes  

Updated on 2009/10/22