Entry maoderina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Misy ankehitriny: Ny sambondanitra dia azo lazaina ho vokatry ny fikarohan' ny siansy maoderina
¶ Manaraka ny toetr' andro: Tovovavy maoderina [Rajemisa 1985]
Origin French: moderne.

Updated on 2020/07/31