Entry mantsina (hantsina)
Part of speech adjective
Malagasy definition [ mantsiña ] [Sihanaka] maimbo [Rakotosaona 1975]
 Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky
¶ jereo maimbo [Rajemisa 1985]
English definition stinking offensively. For derivatives see under mantsina. [Richardson 1885]
 stinking [Hallanger 1973]
French definition puant [Hallanger 1974]
French definition puant, à odeur nauséabonde [Boiteau 1997]
Examples 
1Misy koa anefa toerana mantsina be. [FOFAFIPE: Tongavola, page 54]
2Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza! [Profita: Ranary, page 75]
Quotes 

Updated on 2019/08/17