Entry | mantamanta (manta) | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | Tsy dia tena manta Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta [1.1] | ||
Examples | Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanàna.
[2.472] | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word mantamanta | ||
Updated on 2023/01/20 |