Entry (1/2) | 1 manovona |
Root | 2 tovona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan' ny fototeny no fanaovana matoantenin' ny atao, toy ny hoe sondrotra -- asondrotra |
Explanations in French |
5 [1.3#737] ajouter, comme une assise de terre, ajouter quelque chose par-dessus le marché |
Examples |
6 Tsy manovona ampen-tany [2.59#122] 7 Tsy mba ataonay toy izany ny fitiavana an' i Kelimafana, fa ataonay tefi-tanimanga, ka ny manala tsy misy, fa ny manovona no atao [2.587#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 manovòna |
Root | 14 tovona |
Part of speech | 15 imperative of active verb manovona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 anovonam, manovòna, manovona, namovoan |
Updated on 2020/07/31 |