Entry manosotra (hosotra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandalotra, manatavona amin' ny menaka, loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny i Sahondra isan' alina
¶ Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Manosotra ho mpitandrina [Rajemisa 1985]
English definition   to smear, to pain, to apply a coating; to anoint with saliva etc. [Hallanger 1973]
French definition   barbouiller, enduire: oindre; peindre [Hallanger 1974]
French definition   badigeonner [SLP: Voambolana]
Examples   Tamin' ny fifandonana nisy teny rehetra teny, hita izany manamboninahitra lefitra frantsay sara-namana izany, ka nanosotra fota-mainty ny tarehiny sy ny tanany, izany teknisiana nanao malabary sy satroka mololo be sofina, izany sambo-belona tafiditra anaty vondrona miaramila gasy, tsy sahy nisoka-bava, fa sao hampagain' ny fiteniny. [Andraina: Mitaraina, page 146]
Morphology  
manosotra
nanosotra
hanosotra
manosora
Compound words, titles, names  

Updated on 2012/07/23