Entry | 1 manosika |
Root | 2 tosika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro |
Explanations in English |
5 [1.7] to shove; to urge |
Explanations in French |
6 [1.8] pousser |
Examples |
7 ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany. [2.48] 8 Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word manosika |
Anagrams | 15 amokisan, mañakosy, mañisoka, manokasy, manosika, masokañy, masokina, misokana, misonaka, misonàka, nakamosi, namokisa, namosika, nasimako, nisomaka, nokasaim, nosakaim |
Updated on 2023/10/26 |