Entry manoroka (oroka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pitiavana na fanajana olona iray [Rajemisa 1985]
Explanations in English to kiss by touching noses, to smell by putting the nose to anything. [Richardson 1885]
 to kiss [Hallanger 1973]
Explanations in French baiser, embrasser [Hallanger 1974]
Morphology 
manoroka
nanoroka
hanoroka
manoroha
Examples Izay mahavoa tsara amin'ny famaliana dia manoroka ny molotra. [Baiboly: 24:024:026/Ohabolana 24:26..]
Quotes 

Updated on 2020/07/31