Entry |
manoro
(toro)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manoro |
Past : |
nanoro |
Future : |
hanoro |
Imperative : |
manoroa |
|
|
Entry |
manoro
(noro)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manome hafaliana [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manoro |
Past : |
nanoro |
Future : |
hanoro |
|
|
Entry |
manoro
(oro)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara, Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka]
[ mañoro ] Mandoro [1.78]
|
| [Tanala, Tanosy]
[ mañoro ] Mandoro, manimba amin'ny afo [1.78]
|
| Mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina [1.13]
|
Explanations in French | Mettre en combustion [1.13]
|
| [Sakalava-Mayotte]
[ mañôro ] Brûler, mettre le feu [1.405]
|
Morphology |
Present : |
manoro |
Past : |
nanoro |
Future : |
hanoro |
|
Synonyms | |
|