Entry manorina (orina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manangana, mampijoro: Manorina trano
¶ Manorina fikambanana, tokantrano
¶ Manatsatoka: Manorina famolaina [Rajemisa 1985]
 manangana [SLP 1986]
English definition to raise, to found, to establish. [Richardson 1885]
 to lay foundations; to found, to establish [Hallanger 1973]
French definition poser des fondations: fonder, établir [Hallanger 1974]
French definition bâtir, construire, implanter [SLP 1986]
Morphology 
manorina
nanorina
hanorina
manorena
Compound words, titles, names 
Examples 
1Sarotra ihany ny manorina trano tora-peta. [Andraina: Mitaraina, page 41]
2Ary ny anontaniana andro tsara amy ny mpanandro, vao manorina [Callet: Tantara, page 37]

Updated on 2012/07/15