Entry | 1 manorina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manangana, mampijoro: Manorina trano Manorina fikambanana, tokantrano Manatsatoka: Manorina famolaina 4 [1.13] manangana |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to found, to establish 6 [1.2] to raise 7 [1.7] to lay foundations |
Explanations in French |
8 [1.8] poser des fondations: fonder, établir 9 [1.13] bâtir, construire, implanter |
Examples |
10 [2.472] Sarotra ihany ny manorina trano tora-peta. 11 [2.48] Ary ny anontaniana andro tsara amy ny mpanandro, vao manorina |
Root | 12 orina |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 20 manirano, manorina, namoiran, namorany, namorian, namorina, nanamory, nanoiram, nianoram, norianam |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |