Entry manopy (topy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandefa, manatodika (ny maso) mba hijery kely miserana: Manopy maso amin-javatra
Manipy [1.1]
Explanations in English To glance at
To throw water, etc., on [1.7]
Explanations in French Jeter un coup d'oeil sur
Asperger d'eau [1.8]
Examples 
1Nony nitraka izy dia nanopy maso farany ny marary, dia hoy izy: [2.470]
2Diso aho, satria iny tovolahy iray tsy natahotra ny fidaniky ny andro no namakivaky ny tora-pasika mahamay tamin'ny famindra nivembena, nanopy tsindraindray tami'ny manodidina, nahatazana ahy nivalapatra teo amin'ny aloka, dia nanitsy ny nisy ahy. [2.583]
Morphology 
Present : manopy
Past : nanopy
Future : hanopy
Imperative : manopaza
Compound words 

Entry mañopy
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Miambina, miandry [1.78]

Entry mañopy
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Mamela vatsy [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11