Entry manongotra (ongotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko [1.1]
 Manala amin'izay toerana nitsatohany [1.13]
Explanations in English To pluck up by the roots. [1.2]
 To pull up by the roots [1.7]
Explanations in French Arracher, déraciner [1.8]
 Arracher [1.13]
Examples Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany. [2.472]
Morphology 
Present : manongotra
Past : nanongotra
Future : hanongotra
Imperative : manongota
Illustrations 

Entry manongotra (tongotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandray amin' ny tongotra [1.1]
Explanations in French Saisir par le pied [1.3]
Morphology 
Present : manongotra
Past : nanongotra
Future : hanongotra
Imperative : manongora

Updated on 2023/04/10