Entry manongana (ongana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maniera zavatra ka ny lohany no atao ambany: Iza no nanongana ity sarivongana ity?
Mitovy hevitra: mamotitra ~ mampifamadika ~ manatotongana ~ manatsingoloka ~ manatsontsorika ~ manohoka
¶ Manesotra olona amin' ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha [Rajemisa 1985]
Explanations in English to thrown down, to reduce, to expel. [Richardson 1885]
 to cast down; to overthrow a ruler; to disgrace [Hallanger 1973]
Explanations in French jeter à terre; renverser un souverain ou un gouvernement; excommunier [Hallanger 1974]
Morphology 
manongana
nanongana
hanongana
manongàna

Entry manongàna (ongana)
Part of speech imperative of active verb manongana [full list]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31