Entry | manondraka (tondraka) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Mampiditra rano amin' ny tany fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy: Manondraka ny anana isan-kariva izy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
English translation | to water, to moisten [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
French translation | arroser, humecter [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |