Entry manondraka (tondraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampiditra rano amin' ny tany fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy: Manondraka ny anana isan-kariva izy [Rajemisa 1985]
Explanations in English to water, to moisten [Hallanger 1973]
Explanations in French arroser, humecter [Hallanger 1974]
Morphology 
manondraka
nanondraka
hanondraka
manondraha

Updated on 2020/07/31