Entry manompirana (sompirana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao zavatra, mipetraka, mijery... tsy mba mahitsy fa mivilana: Manompirana foana io vehivavy io rehefa mipetraka
Miolaka: Manompirana io lalana io rehefa tonga erỳ ambanimbany erỳ
Misafelika: Nanompirana ny zandary no nahazoany ireo mpangalatra omby [1.1]
Morphology 
Present : manompirana
Past : nanompirana
Future : hanompirana
Imperative : manompi na

Entry manompiràna (sompirana)
Part of speech imperative of active verb manompirana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20